Tia Tanindrazana : Politique & Diplomatie

Raharaham-panjakanaMifangaro tanteraka amin’ny raharahan’Antoko

Tena mifangaro voraka ny asan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny maha filoha azy, ny hetsika ataon’ny HVM, ny an’ny vadin’ny filoha. Ampiasaina ny fanampiana isan-karazany sy ny sampandraharaham-panjakana mahaleotena ary toa karazan’ny baikoan’ny mpitondra ho amin’ny tombontsoany politika sy hitiavany azy.

Toky R

Ajouter un commentaire

Cliquez ici pour ajouter un commentaire