Tia Tanindrazana : Santé et Bien être

HOMI SOAVINANDRIANA1.000 isan-taona ny zaza teraka ao, 300 tsy ampy lanja

HOMI SOAVINANDRIANA1.000 isan-taona ny zaza teraka ao, 300 tsy ampy lanja

Manodidina ny 1.000 isan-taona amin’izao ireo zaza teraka eo anivon’ny hopitalin’ny Miaramila etsy Soavinandriana (HOMI). Ny 300 amin’ireo dia teraka tsy tonga volana avokoa noho ny rarintsaina mahazo ireo renim-pianakaviana mitondra vohoka, ny havizanana diso tafahoatra…

Pati

Ajouter un commentaire

Cliquez ici pour ajouter un commentaire