Tia Tanindrazana : Administration & Institutions

Ampamoaka, kolikolyMisavorovoro ny tontolon’ny fitsarana

Ampamoaka, kolikolyMisavorovoro ny tontolon’ny fitsarana

Niteraka fifanolanana sy fifanenjehana eo amin’ny lehiben’ny Fonjan’i Tsiafahy, Zafilahy Vonjy Stéphanson sy i Patrick Raharimanana ny nanapariahan’ity farany ny horonam-peo nataon’i Houcine Arfa sy ny olona akaiky azy milaza, fa nandoa 4 tapitrisa ariary tamin’ny lehiben’ny fonja izy.

Toky R

Ajouter un commentaire

Cliquez ici pour ajouter un commentaire